I. Ny sakramentan’i Kristy

Laharana 1116 amin’ny Katesizy

Ny sakramenta, “hery izay mivoaka” avy amin’ny Vatan’i Kristy[26], velona sy mamelombelon’aina lalandava, asan’ny Fanahy Masina am-perinasa ao amin’ny Vatany izay tsy inona fa ny Fiangonana, no “sangan’asan’ Andriamanitra” ao amin’ny fanekem-pihavanana vaovao sady mandrakizay.

Loharano ôfisialy ↗