I. Ny sakramentan’i Kristy

Laharana 1114 amin’ny Katesizy

“Miraiki-po amin’ny fitambaram-pampianaran’ny Soratra Masina, amin’ ny lovam-panahy apôstôlika (…) ary amin’ny hevitra iraisan’ny Aba”[23]isika, ka manambara ampahibemaso fa “ireo sakramentan’ny Lalàna vaovao dia naorin’i Jesoa-Kristy Tompontsika daholo”[24].

Loharano ôfisialy ↗