II. Ny lanitra

Laharana 1025 amin’ny Katesizy

Ny hoe miaina any an-danitra dia ny “mitoetra miaraka amin’i Kristy”[72]. Mivelona “ao Aminy” ny olom-pinidy, fa ao izy ireo no mitahiry sy mahita tsara tokoa ny tena maha-izy Azy, sy ny anarany manokana avy[73] :

Satria ny fiainana dia ny mitoetra miaraka amin’i Kristy : izay misy an’i Kristy, misy ny fiainana, misy ny fanjakan’ny lanitra[74].

Loharano ôfisialy ↗